Message from the Chef de Region
Dr RAHARIJAONA Djiby Jean Berthinot
Ny Faritra Androy dia Distrika 5 no mamaritra azy, tsy hisy Distrika atao ankilabao. Ny STD, ny PTF, ny olom-boafidy, ny olom-boatendry rehetra no hiaraka hitsangana mba handray sy hanatanteraka ny fampandrosoana hiarahana manao mba hananan'ny vahoaka fitoniana. Misy teboka 2 ny tanjon'ny fitondram-panjakana: Ny teboka voalohany dia ny hiantohana ny fitonian'ny vahoaka, ny teboka faharoa dia ny fampandrosoana hiarahana manao