KOROBO
FARITRA ANDROYNahoana no handray anjara sy hampiditra angon-drakitra ao amin'ny KOROBO ?
Manan-danja ny fandraisanao anjara ! Amin'ny alalan'ny fampidirana angon-drakitra, asandratrao ny asanao ary mandray anjara amin'ny fitantanana stratejika ny Faritra Androy ianao.
Fandrindrana Ara-paritra
Zaravao amin'ireo mpisehatra hafa ny asanao ary ialao ny fanaovana asa miverimberina.
Fanaraha-maso sy Fandrefesana ny PRD
Refeso ny fahavitan'ireo tanjona ara-paritra araka ireo famaky fampandrosoana 17.
Sarin-tany sy Tabilao 5W
Asehoy amin'ny Fanjakana, PNUD ary Vondrona Eoropeana ireo zava-bita.
Mbola tsy manana kaonty ?
Hamorona kaonty
Toeran'ny Mpandrindra (Point Focal)
Midira mba hahazoana ireo taratasy fampidirana angona sy ireo tondro.