Logo Région Androy
MINISTERE DE L'INTERIEUR ET DE LA DECENTRALISATION

REGION ANDROY
Menu Principal
Photo du Chef de Region

Dr RAHARIJAONA Djiby Jean Berthinot

Chef de Region

Ny Faritra Androy dia Distrika 5 no mamaritra azy, tsy hisy Distrika atao ankilabao. Ny STD, ny PTF, ny olom-boafidy, ny olom-boatendry rehetra no hiaraka hitsangana mba handray sy hanatanteraka ny fampandrosoana hiarahana manao mba hananan'ny vahoaka fitoniana. Misy teboka 2 ny tanjon'ny fitondram-panjakana: Ny teboka voalohany dia ny hiantohana ny fitonian'ny vahoaka, ny teboka faharoa dia ny fampandrosoana hiarahana manao

Écouter le mot du Chef de Region

Quelques Chiffres Clés

Territoire
5
Districts
Détails
58
Communes
Détails
Stratégie PRD
17
Axes
233
Actions
Partenariat
113
Partenaires

AMBOVOMBE

RÉGION ANDROY - MÉTÉO
Icone
24°C
Couvert
Lundi
Icone
23° 22°
Mardi
Icone
23° 23°
Mercredi
Icone
23° 23°
Jeudi
Icone
23° 23°
Vendredi
Icone
24° 24°

Autres actualités

03 Martsa 2026-HETSIKA FIRAISAN-KINA NY MPIASAM-PANJAKANA SY FANANGANAN-TSAINA MIARAKA eto amin'ny Faritra Androy

Notanterahina ny Alatsinainy maraina, teny amin’ny biraon’ny Faritra eto Ambovombe, ny hetsika firai...

Lire plus
Lire l'article
Fitokanana chambre froide tao Maroalomainty niarahana amin'ny TETIK'ASA MIONJO.

05 Martsa 2026-FANADIOVANA NY ARABE AMBOVOMBE NIARAHA-MIENTAN'NY VEHIVAVY SY NY LEHILAHY

Ho fanohizana ny herin'andron'ny fankalazana Andro Vehivavy dia niara-nanadio ny arabe Kaominina Amb...

Lire plus
26 Febroary 2026 ATRIK'ASAMPARITRA HANDINIHANA NY ADY AMIN'NY FANONDRANANA SY FIHINANANA SOKATRA  25/02/2026 - COC ALAMAHAVELO

Ho fanatanterahana ny Politikam-panjakana, mahakasika ireo biby tokony harovana, indrindra momba ny...

Lire plus
03 Martsa 2026-FANOHANANA ARA-TSAKAFO IREO MPIANATRA IZAY FIARAHA-MIASA  @ PAM  sy Koreana.

- Manana anjara toerana eo amin'ny fahazotoan'ny mpianatra hianatra sy hifantoka antsekoly ny cantin...

Lire plus
01 Martsa 2026-NY VEHIVAVY MALAGASY, HERY IRAY HO AN'NY FANAVAOZANA NY FIRENENA

Nosokafana amin'ny fomba ofisialy androany 1 Martsa 2026 ny herinandrom-pankalazana ny 8 Martsa 20...

Lire plus
24 febroary 2026 - FIVORIANA STD ETO @ Faritra Androy

Natao teto amin'ny Birao Faritra Androy ny fivoriana notarihin'ny Lehiben'ny Faritra Dr RAHARIJAONA...

Lire plus
17 febroary 2026 - DISTRIKA BEKILY Fanamafisana fahaiza-manaon'ny  KOMITY MPANATANTERAKA NY  DINA (KMD) sy fampahafantarana ny mahakasika ny DINAN'I ANDROY sy ireo fanatsarana ao anatiny

Mitohy hatrany ny dia fifampizarana sy fampahafantarana ety ifotony ny momba ny Dina sy ny fanatsara...

Lire plus
20 febroary 2026 - FIANTRAIKAN'NY EZAKA ATAON'NY FITONDRANA

Mr DERASON Benoît Joseph, 90 ans, Adjoint technique des Eaux et Forêt retraité....

Lire plus
24 Febroary 2026 - Manana zo ny hianatra toa ny zaza Malagasy rehetra sy tsy ho ahilikilika eo anivon'ny fiarahamonina ny Zaza varira.

Nijery sy nankahery manokana azy ny Lehiben'ny Faritra Androy Dr RAHARIJAONA Djiby Jean Berthinot di...

Lire plus
14 FEBROARY 2026 - FAMETRAHANA VATO FOTOTRA HANAMBOARANA 𝐓𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐅𝐈𝐓𝐄𝐇𝐈𝐑𝐈𝐙𝐀𝐌-𝐁𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐎  𝐁𝐄𝐊𝐈𝐋𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐘

Ao anatin’ny fandaharanasa Afrikana ho an’ny Famatsiam-bola ny Fitantanana ny Loza sy ny Tandindon-d...

Lire plus
13 FEBROARY 2026 - FAMETRAHANA FARITRA AROVANA ANDRANOMASINA ANDROY

Mba hahafahana mametraka ny fiaraha-miasa ifotony hanaraha-maso ny sisidranomasin'ny Faritra Androy...

Lire plus
𝟏𝟏 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 - 𝐍𝐲  𝗟𝗲𝗵𝗶𝗯𝗲𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗬 𝖣𝗋 𝗥𝗔𝗛𝗔𝗥𝗜𝗝𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗗𝗷𝗶𝗯𝘆 𝗝𝗲𝗮𝗻 𝗕𝗲𝗿𝘁𝗵𝗶𝗻𝗼𝘁,  𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐨𝐫𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐯𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐦𝐨𝐲 𝐡𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐡𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐥𝐨𝐯𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐫𝐢𝐯𝐨𝐝𝐨𝐳𝐚 𝐆𝐄𝐙𝐀𝐍𝐈 . M𝐚𝐧𝐤𝐚𝐡𝐞𝐫𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚, simba na 𝐫𝐚𝐯𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚.

𝐍𝐲 𝗟𝗲𝗵𝗶𝗯𝗲𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗬 𝖣𝗋 𝗥𝗔𝗛𝗔𝗥𝗜𝗝𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗗𝗷𝗶𝗯𝘆 𝗝𝗲𝗮𝗻 𝗕𝗲𝗿𝘁𝗵𝗶𝗻𝗼𝘁, 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐨𝐫𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐫...

Lire plus
07 FEBROARY 2026 -  Fanamafisana fahaiza-manaon'ny  KOMITY MPANATANTERAKA NY  DINA (KMD) sy fampahafantarana ny mahakasika ny DINAN'I ANDROY sy ireo fanatsarana teto Antanimora

Taorian'ny ny fankan-kevitra ifotony momba ny DINAN'I ANDROY izay nahazo fankatoavan'ny Fitsarana A...

Lire plus
27 Janoary 2026 - ASAM-PITA ARA-PANAVAOZANA ETO AMBOVOMBE TARIHIN’NY  LEHIBEN’NY FARITRA ANDROY

Ho fiaraha-mientana ara-panavaozana ao anatin’ny fahadiovana dia nanatanteraka ”ASAM-PITA ARA-PANAVA...

Lire plus
30 janoary 2026 - ATRIKASA FANKATOAVANA NY TATITRA NY ZAVA-BITA NY TETIK'ASA MIONJO NY TAONA 2025 SY FANKATOAVANA NY ASA HATAO 2026 Antananarivo  29  sy 30 JANOARY 2026

Nontanterahina tao Antananarivo ny fivorian’ny Komity Nasionaly mpandrindra ny tetikasa MIONJO nahar...

Lire plus
25 janoary 2026 - FITSIDIHAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA ANDROY ny DISTRIKA TSIHOMBE  SY FANOLORANA VARY AVY AMIN'NY FILOHA FANAVAOZANA NY REPOBLIKA

Ankafaliana tanteraka no nandraisan'ny Distrika Tsihombe ny Lehiben'ny Faritra Androy Dr RAHARIJAONA...

Lire plus
25 Janoary 2026- DINIDINIKA IARAHAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA AMIN'NY TANORA BELOHA

Nohenoin'ny Lehiben'ny Faritra Androy toy fanaony amin'ny Distrika manontolo ny tao BELOHA ANDROY....

Lire plus
24 janoary 2026-FITSIDIHAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA ANDROY ny DISTRIKA BELOHA SY FANOLORANA VARY AVY AMIN'NY FILOHA FANAVAOZANA HO AN'NY MAREFO SY BEANTITRA.

Ho tohin'ny fitsidihana isaky ny Distrika dia anjaran'ny BELOHA ANDROY indray izao. Namangy an'ny...

Lire plus
21 janoary 2026 - Fitsidihan'i Andriamatoa Laurentiu HRISTEA Représentant pour l'océan Indien de l'OIF , sy Yohann GUERIN Attaché de programme de l'OIF

Nitsidika ara-panajana ny Lehiben'ny Faritra Androy Dr RAHARIJAONA Djiby Jean Berthinot Andriamatoa...

Lire plus
20 Janoary 2026 - FAMETRAHANA VATO FOTOTRA hanaovana-Fambolen-kazo maharitra

Ho fanatanterahana ny politikam-panjakana: " fanamaintsoana an'ny Madagasikara "sy famaliana ny fila...

Lire plus
16 Janoary 2026 - FAMIINDRAM-PITANTANANA TEO AMIN'NY TALE KABINETRAN' NY FARITRA ANDROY

Notanterahina anio ZOMA 16 Janoary 2026 teto amin'ny birao Faritra Androy ny famindram-pitantanana...

Lire plus
09 Janoary 2026 - FANOLORANA VARY AVY AMIN'I FILOHA NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKAN'NY MADAGASIKARA HO AN'NY MAREFO SY BEANTITRA an'ny Distrika ANTANIMORA

Mitohy hatrany ny fitsidihana ataon'ny Lehiben'ny Faritra Androy ireo Distrika ka anjaran'ny ANTANIM...

Lire plus
08 Janoary 2025 - FANOLORANA  VARY AVY AMIN'I FILOHA NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKA NY MADAGASIKARA HO AN'NY MAREFO SY MANANKILEMA ho an'ny Distrika Bekily Bekily Alakamisy

Araka ny fampanantenana nataon'i Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika ny Madagasikara, Kolonel Michaë...

Lire plus
07 Janoary 2025 - FAMAHANA NY OLAN'NY TSY FANDRIAM-PAHALEMANA MIARAKA AMIN'NY LEHIBEN'NY FARITRA ANDROY TAO BERAKETA

Hampisy ny fahatoniana eo amin'ny vahoaka sy fifampitokisana eo amin'ny vahoaka sy ny mpitondra dia...

Lire plus
06 Janoary 2025 - FIVORIANA SY FIFANAKALOZAN-KEVITRA VOALOHANY NIARAHAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA AMIN'NY TALEMPARITRA SY   MPIARA MIOMBONANTOKA

Ho tohin'ny fampahafantarana ny lalan- tsaina fampandrosoana ny Faritra Androy, sy ireo vina telo d...

Lire plus
05 Janoary 2025 - FIDINANA IFOTONY HO FANARAHAMASO NY FIB NATAON'NY OMC ANDROY

Nidina teny antsenan'omby Berary Ambovombe ny ekipa ny OMC ANDROY, nijery ary nanara-maso ny asan'ir...

Lire plus
05 Janoary 2025 - TAFATAFA NIARAHAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA  ANDROY SY IREO TANORA  HIFANOME TANANA ARA-PANDROSOANA

Tamin-kafaliana sy ampitsikiana tanteraka no nandraisan'ny Lehiben'ny Faritra Androy Dr RAHARIJAONA...

Lire plus
05 Janoary 2025 - FIHAONAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA ANDROY AMIN'IREO SEFO FOKONTANY SY NY LEFINY ATO KAOMININA AMBONIVOHITRA AMBOVOMBE

Noraisin'ny Lehiben'ny Faritra Androy Dr RAHARIJAONA Djiby Jean Berthinot tao amin'ny efitrano malal...

Lire plus
FAMETRAHANA SAKANA ARA-PAHASALAMANA ETO ANDROY HISOROHANA NY  NENDRAN-DRAJAKO

Ho tohin'ny fandraisana andraikitra ny OMC élargie iarahana amin'ny Fitaleovam-paritra Fahasalamam-b...

Lire plus
Fidiran'ny soritr'aretina VARIOLE DE SINGE ( NENDRAN-DRAJAKO) eto Madagasikara

Manoloana ny fidiran'ny soritr'aretina VARIOLE DE SINGE ( NENDRAN-DRAJAKO) eto Madagasikara dia nivo...

Lire plus
Lanonana famoahana mpampianatra teo anivon'ny CRFRP (Centre Régional de Formation et de Recherche Pédagogique)

LANONANA FAMOAHANA MPAMPIANATRA MIISA 150 "ANDIANY VASIAGNE" teo anivon'ny CRFRP [Centre Régional d...

Lire plus
27 Desambra 2025-FAMETRAHANA AMIN'NY FOMBA OFISIALY NY BEN'NY TANANA MAROALOPOTY

Notanterahina anio ny lanonana fametrahana ny samboady ny Ben'ny Tanana Maroaropoty vaovao Maire...

Lire plus
29 Desambra 2025 -Fananganan-tsaina voalohany  notarihin'Atoa Lehiben'ny faritra ANDROY Dr RAHARIJAONA Djiby Jean  Berthinot

Betsaka ireo toromarika napetrany nandritra ny lahateny nataony ny fanentanana ny mpiasa rehetra han...

Lire plus
26 DESAMBRA 2025-FAMINDRAM-PITANTANANA TEO AMIN’NY LEHIBEN’NY FARITRA MPISOLO TOERANA TEO ALOHA SY NY LEHIBEN’NY FARITRA ANDROY VAOVAO

Notanterahina androany zoma 26 Desambra 2025, ao amin’ny Biraon’ny Faritra Androy ny Famindram-pitan...

Lire plus
𝟏8 𝐝𝐞𝐬𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓-𝐅amangian'ny Filohan'ny Fanavaozana ny  Repobilikan'i Madagasikara eto Androy sy fanamarihana ny 50 taona niasan'ny Delegasiona Sinoa teto Androy

Notanterahina androany, teo ambany fiahian'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara Ko...

Lire plus
Fanomanana ny fitsenana an’i Filohan'ny Fanavaozana ny  Repoblikan'i Madagascar ny Alakamisy 18 Desambra 2025

Ho tonga eto amintsika Ambovombe Androy, renivohitry ny faritra ANDROY ny Filohan'ny Fanavaozana ny...

Lire plus
15 desambra 2025-Fitsidihan'ny Minisitry ny mponina sy ny firaisankina

Tonga eto Ambovombe anio 15 desambra 2025 Ramatoa Minisitry ny Mponina sy Firaisankina 𝗥𝗔𝗛𝗔𝗥𝗜𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡...

Lire plus
12 Desambra 2025-Atrikasa fankatoavana ny PTBA sy ny drafitrasa fanaraha-maso ny tetikasa MIONJO

Nontanterahina tao Antananarivo ny fivorian’ny Komity Nasionaly mpandrindra ny tetikasa MIONJO, nota...

Lire plus
08 Desambra 2025- Atrik'asa Serasera ho amin'ny fiovam-pihetsika sy fiovam-piarahamonina  (SBC) mahakasika ny fahasalamana ara-pananahana

Notanterahina anio ny atrik'asa Serasera ho amin'ny fiovam-pihetsika sy fiovam-piarahamonina (SBC)...

Lire plus
6 𝘥𝘦𝘴𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025-Fitsidihana 𝘁𝗮𝗻𝗶𝗻-𝗷𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝘇𝗼 napetraka ao amin’ny 𝗙𝗼𝗸𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗠𝗶𝘁𝘀𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗜𝗜 - 𝗞𝗮𝗼𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝘃𝗼𝗺𝗯𝗲

Nitsidika ny 𝘁𝗮𝗻𝗶𝗻-𝗷𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝘇𝗼 napetraka ao amin’ny 𝗙𝗼𝗸𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗠𝗶𝘁𝘀𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗜𝗜 - 𝗞𝗮𝗼𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝘃𝗼𝗺𝗯𝗲, And...

Lire plus
Fifanakalozana sy fanamafisana traikefa momba ny fitantanana sy ny fikirakirana ny  "Banque alimentaire" tany Egypte

Nanatontosa fifanakalozana sy fanamafisana traikefa momba ny fitantanana sy ny fikirakirana ny "Ban...

Lire plus
25 Novembre 2025-Atrik'asam-paritra ho famolavolana drafitra ho enti-misoroka sy miatrika rivo-doza sy haintany

Natomboka androany ny atrik'asam-paritra haharitra telo Andro ho ho famolavolana drafitra ho enti-m...

Lire plus
UNFPA  & ILO Madagascar  : Reception provisoire d'un espace anti-cyclonique

À Ambovombe, une étape essentielle a été franchie : la réception provisoire de l’Espace Sûr, un lieu...

Lire plus
14 novembre 2025- Lancement officiel DINAN'I ANDROY

Taoriana'ny fankan-kevitra natao nitety Distrika ary nandalo fankatoavan'ny Tribonaly ambaratonga vo...

Lire plus
31 octobre 2025 : Celebration de la Journee Mondiale de l'Epargne a Ambovombe

La région d'Androy a participé à la célébration de cette journée historique, qui s'est déroulée dans...

Lire plus
Tetik'asa LANDJA iarahana amin'ny PNUD MADAGASIKARA

Noraisin'ny solotenan'ny Faritra Androy , ny CER par Intérim RASOLONDRAIBE Germain ny avy amin'ny T...

Lire plus
Fanamafisana ny fahaizamanao ny Comite de suivi Environnemental Regional ( CSER) ny Tetik'asa PICAS - 1

Natomboka anio 10 Novambra 2025 teto FARADOFAY ny Atr'ik'asa haharitra dimy Andro iarahan'ny Faritr...

Lire plus
Famindram-pitantanan-daharaha teo amin'ny Governora pisolotoerana sy DAGR

Tontosa androany 09 Novambra 2025 ny famindram-pitantanana teo amin’ Andriamatoa MOSA TATASOA, Gover...

Lire plus
Fanamafisana ny fahaizamanao ny Comite de Suivi Environnemental Regional( CSER) ny Tetik'asa PICAS - 1
Fanamafisana ny fahaizamanao ny Comite de Suivi Environnemental Regional( CSER) ny Tetik'asa PICAS - 1

Natomboka anio 10 Novambra 2025 teto FARADOFAY ny Atr'ik'asa haharitra dimy Andro iarahan'ny Faritr...

Lire plus
ONG BANQUE ALIMENTAIRE DE MADAGASCAR
ONG BANQUE ALIMENTAIRE DE MADAGASCAR

Noraisin'ny Goverinora ny Faritra Androy teto amin'ny toeram-piasany anio Alakamisy 02 Oktobra 2025...

Lire plus
Lire l'article
JIRAMA AMBOVOMBE !

Nijery ifotony teny amin'ny tobim-pamokarana herinaratra JIRAMA ny Goverinora ny Faritra Androy sy n...

Lire plus
Fivoriamben'ireo Governoram-paritra, MAHAJANGA, 26-27-28 Aogositra 2025

Ho fanatratrarana ireo vina fampandrosoana ny Firenena miainga avy any anivon'ny Faritra voarakitra...

Lire plus
Fandaminana ny disadisam-piaraha-monina ao amin'ny Kaominina Tanambao Tsirandrany, District Bekily

Efa nalamina nanomboka omaly ny eny an-kianja ao amin'ny kaominina Tanambao Tsirandrany tamin'ny ala...

Lire plus
Fandaminana ny disadisam-piaraha-monina ao amin'ny Kaominina Tanambao Tsirandrany, District Bekily
Fandaminana ny disadisam-piaraha-monina ao amin'ny Kaominina Tanambao Tsirandrany, District Bekily

Manoloana ny disadisam-piaraha-monina ao amin'ny kaominina Tanambao Tsirandrany, District Bekily, ka...

Lire plus
Capitalisation de la premiere phase du Projet MIONJO

FANOMBANANA NY ANDIANY VOALOHANY NY TETIK’ASA MIONJO tato amin’ny Faritra Androy Atrikasam-paritra...

Lire plus
Lanonana famoahana ireo APPSA 60 ato amin’ny Distrikan’i Ambovombe sy Amboasary Atsimo Ambovombe 01 Aogositra 2025

Nozarana Certificat sy fitaovana entimiasa ary bisikileta ireo APPSA( 𝗔𝗴𝗲𝗻𝘁𝘀 𝗱𝗲 𝗣𝗿𝗼𝘅𝗶𝗺𝗶𝘁é 𝗲𝗻 𝗣𝗿𝗼𝗱𝘂𝗰...

Lire plus
Fitsidihana ara-pomba fanajana ny Goverinora ny Faritra ny "fondation TANY MEVA "

Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana ny Goverinora ny Faritra ny "fondation TANY MEVA " izay...

Lire plus
Clap de fin pour le projet SAP AA ECHO
Clap de fin pour le projet SAP AA ECHO

Une semaine riche en travail intense, en réflexions collectives et en engagement partagé avec la par...

Lire plus
MDAT, Faritra Androy, Tetik'asa MIONJO : Fanolorana fiara tsy mataho-dalana vaovao 01 sy moto miisa 02 avy amin'ny Tetikasa MIONJO

Notoloran'ny Tetikasa MIONJO fiara tsy mataho-dalana vaovao miisa 01 miaraka amin'ireo kojakoja miar...

Lire plus
Fanadinana Baccalauréat 2024-2025
Fanadinana Baccalauréat 2024-2025

Dingana manandanja eo amin'ny tontolon'ny fampianarana ny fiatrehana ny fanadinam-panjakana Baccalau...

Lire plus
Tetik'asa hiatrehana ny fiovan'ny toetrandro

Natomboka androany 17 Jolay 2025 teto amin'ny renivohitry ny Faritra Androy ny Tetik'asa hiatrehana...

Lire plus
Hetsika fampiratiana sary "HUMAINEMENT POSSIBLE"

- Notanterahina teto Ambovombe Androy anio 15 Jolay 2025 ny HETSIKA FAMPIRATIANA SARY, " HUMAINEMENT...

Lire plus
Fikaonan-doha stratejika ho fanamafisana hatrany ny fifandraisana diplomatika eo amin'ny firenena Malagasy sy ny firenena sinoa

Nihazo ny Repoblika entim-bahoaka ny Sina ireo Goverinoram-paritra hiatrika ny fikaonan-doha stratej...

Lire plus