Fananganan-tsaina miaraka sy LA MARCHE DE SOLIDARITE (Diabe firaisan-kina) niarahan’ny mpiasam-panjakana sy ireo manam-boninahitra sy mpianatra ho manam-boninahitra ao amin'ny ACIMIL ANTSIRABE.
Araka ny toromarika avy amin'ny Filohan'ny FANAVAOZANA ny Repoblika dia natomboka androany ny 01 Jiona ny fananganan-tsaina ho fankalazana ny Fahaleovantena Malagasy ; ary toy ny fanao isam-bolana, dia notanterahina androany ny fananganan-tsaina itambarana sy ny diabe firaisan-kina (la marche de solidarité) eto amin’ny renivohim-paritra Androy.
Nitarika izany ny Lehiben’ny Faritra Androy Dr RAHARIJAONA Djiby Jean Berthinot dit Djiby FIRAVOA , ny Lehiben'ny Fileovana Ambovombe, ireo Manam-boninahitra avy amin'ny ACIMIL ary natrehan'ireo mpiasam-panjakana sivily sy miaramila ary mpianatra ho manam-boninahitra mitsidika aty amin'ny tapany Atsimo sy manao ASASOA fitsaboana maimaim-poana.
Tamin'izany ihiany koa no nanentanan'ny Lehiben'ny Faritra ny Fanehoana ny fitiavan-tanindrazana sy ho fiomanana amin'ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 Jiona ka hanaovana fitafy Malagasy mandritra izany.
Nanentana ihany koa izy ny hanarahan'ny tsirairay ny toromarika fahadiovan'ny renivohi-paritra Androy sy hampisy endriny ny tanana.
Nanome toromarika ny Lehiben'ny Faritra ny mba handraisana andraikitra hentitra amin'ny fanesorana ireo mpivarotra amin'ny trottoir ,ny hopitaly ary manodidina biraom-panjakana ka hamindrana izany amin'ny toerana voatokan'ny kaominina .
Manentana ny rehetra mba samy hametraka ny SAINAM-PIRENENA na amin'ny biraom-panjakana na isan-tokatrano.
Actualité Régionale
ALATSINAINY 01JIONA 2026 - Fananganan-tsaina miaraka sy LA MARCHE DE SOLIDARITE (Diabe firaisan-kina) niarahan’ny mpiasam-panjakana sy ireo manam-boninahitra sy mpianatra ho manam-boninahitra ao amin'ny ACMIL ANTSIRABE.
09/06/2026
141 lectures
Lecture : ~3 min
Faritra Androy
Galerie Photo de l'Événement
27 photosCliquez sur une photo pour l'afficher en grand écran.
Commentaires & Réactions
Aucun commentaire pour l'instant. Soyez le premier à réagir !
Laisser un commentaire public
À lire aussi
1–5 / 122
FITSIDIHANA SY FANARAHA-MASO NY ASAN’NY ZANDARIMARIA ETO ANDROY
29/10/2026
RANO FISOTRO MADIO HO AN’NY VAHOAKAN’AMBOVOMBE ANDROY.
22/10/2026
FARITRA ANDROY | ASA FAMPANDROSOANA MIAINGA ENY IFOTONY
16/10/2026
CROS Région Androy – DEFIS
16/10/2026
FANKALAZANA NY 14 OKTOBRA
14/10/2026
TSIHOMBE – FARITRA ANDROY | FANANGANANA NY PLATEFORME DES PÊCHEURS
07/10/2026
KfW – PAM & UNICEF : FITSIDIHANA ENY IFOTONY AO SIHANAMARO, FARITRA ANDROY
07/10/2026
TETIKASA MIANATRA : FANOMBANANA NY VOKATRA SY FANAMAFISANA NY FIARAHA-MIASA
07/10/2026
FANOKAFANA NY HETSIKA FANAOVANA VAKSINY FAOBE MIARO AMIN’NY KITROTRO SY POLIO, SY FIZARANA VITAMININA A
05/10/2026
FAMPITAOVANA NY MAISON DES JEUNES AMBOVOMBE ANDROY : FANAMAFISANA NY TONTOLON’NY ASA SY NY TOLOTRA HO AN’NY TANORA
02/10/2026
FITANTANAN-DRAHARAHAM-PANJAKANA ENY IFOTONY : FANAMAFISANA SY FANATSARANA NY FOMBA FIASA AMIN’NY ALALAN’NY PGE-R SY PMO
02/10/2026
FANKALAZANA NY FAHA-65 TAONAN’NY POLISIM-PIRENENA MALAGASY
30/09/2026
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗬 | 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗩𝗢𝗠𝗕𝗘 : 𝗠𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗯𝗼𝗮𝗿𝗮𝗻-𝗱𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 "𝗽𝗮𝘃𝗲́"
30/09/2026
PACTE VERT HO AN’I MADAGASIKARA : MITOHY NY FAMPIHARANA NY NEXUS TSINJO NY MAHA-OLOMANA – FAMPANDROSOANA – FANDRIAMPAHALEMANA (HDP) ETO ANDROY
29/09/2026
FANKALAZANA NASIONALY NY ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY FIZAHANTANY 2026 : NANDRAY ANJARA MAVITRIKA NY FARITRA ANDROY
29/09/2026
FAMAHANA NY OLANA RANO ETO ANDROY : MITOHY NY EZAKA HO AMIN’NY FAHAZOAN’NY VAHOAKA RANO FISOTRO MADIO
28/09/2026
FARITRA ANDROY : TONTOSA NY FITSIDIHANA NIARAHAN’NY MEF SY UNICEF
24/09/2026
HÔPITALY MONJA JAONA – CHRR AMBOVOMBE : MITOHY NY FANATSARANA NY TOLOTRA ARA-PAHASALAMANA
24/09/2026
FARITRA ANDROY : MITOHY NY FANANGANANA SY FANDRINDRANA IREO FÉDÉRATIONS DE PÊCHEURS
23/09/2026
AMBOVOMBE ANDROY : FIVORIANA MOMBA NY CEB LRF 2026 SY NY INDEMNITÉS DE DÉPLACEMENT
23/09/2026
TAOLAGNARO : ATRIKASA TEKNIKA FANOMBOHANA SY FANDRINDRANA NY TETIKASA SEMENCIER DEFIS–FAO
23/09/2026
ANDALATANOSY – BEKILY : HANOMBOKA NY FANAMBOARANA NY RADIER SIMBA
22/09/2026
FARITRA ANDROY : MITOHY NY EZAKA FANARENANA IREO LALANA
21/09/2026
TETIKASA LANDJA : FANAMAFISANA NY FIARAHA-MIASA SY NY FIHAVANANA
16/09/2026
FARITRA ANDROY | VEDETTE RENDRIKA HITA TAO LAVANONO, DISTRIKAN'I BELOHA ANDROY
27/08/2026
FETIM-PIRENENA 26 JONA -AMBOVOMBE ANDROY
27/08/2026
FARITRA ANDROY | NIVERINA MANDEHA NY TVM CANAL UHF ETO AMBOVOMBE ANDROY
27/08/2026
AMBOVOMBE ANDROY -FANOMBOHANA NY TETIKASA ECHO HIP 26
27/08/2026
FARITRA ANDROY | NITSIDIKA IFOTONY NY RAHARAHA RN10 NY LEHIBEN'NY FARITRA ANDROY.
27/08/2026
Ambovombe 01 Jiona 2026-FIHAONAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA SY NY LEHIBEN'NY FILEOVANA TAMIN'IREO SEFO FOKONTANY TETO AMBOVOMBE
27/08/2026
Ambovombe 21jiona 2026-Vavaka FIRAISAMPINOANA fankalazana ny 66 taona niverenan'ny fahaleovantena. Malagasy FARITRA ANDROY 🇲🇬
27/08/2026
AKON'NY 25 JIONA 2026 TETO AMBOVOMBE RENIVOHIPARITRA ANDROY
27/08/2026
Ambovombe ANDROY 06 Jolay 2026-FANADINAM-PANJAKANA BEPC ato ANDROY
27/08/2026
FIDINANA IFOTONY TAO TSIRANGOTY -FITSIDIHANA NY TOERANA HANATANTERAHANA NY TETIKASA FAMADIHANA NY RANOMASINA HO RANO MAMY HO FAMATSIANA AN'I AMBOVOMBE ANDROY
27/08/2026
Ambovombe 01 Jolay 2026-FIVOARAN'NY FANAMBOARAN-DALANA RARIVATO MANKANY PLAGE TSIRANGOTY
27/08/2026
AMBOVOMBE ANDROY 26 Jiona 2026 -𝐅𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟔𝟔 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐢𝐯𝐞𝐫𝐞𝐧𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐧𝐢𝐣𝐨𝐫𝐨𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐨𝐥𝐨𝐚𝐥𝐢𝐧𝐝𝐚𝐡𝐲 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲
27/08/2026
31 May - 01 Jiona 2026- RAID AKADEMIA MIARAMILA 2026 roa andro eto Ambovombe Androy
09/06/2026
20 MAI 2026 - VARY 50 TAONINA AVY AMIN'NY FILOHAN'NY FANAVAOZANA AMBOVOMBE
20/05/2026
13 Aprily 2026-Diabe firaisankina'ny mpiasam-panjakana isam-bolana
16/05/2026
AMBAHITA, Fangoala Distrika BEKILY 10 May 2026. Fanatanterahana tsy misy atakandro ny "démolition contrôlé barrage" ( fandravana arahana fanaraha-maso tohadrano)
10/05/2026
ALATSINAINY 04 MAI 2026-Fananganan-tsaina miaraka sy LA MARCHE DE SOLIDARITE (Diabe firaisan-kina) ho an’ny mpiasam-panjakana
04/05/2026
AMBOVOMBE 01 MAY 2026- FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY ASA TETO ANDROY
01/05/2026
𝟎𝟗 𝐚𝐩𝐫𝐢𝐥𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨𝐲 - 𝐃𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐀𝐦𝐛𝐨𝐯𝐨𝐦𝐛𝐞 𝐌𝐈𝐓𝐎𝐇𝐘 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐋𝐎-𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐇𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐅𝐈𝐀𝐍𝐀𝐊𝐀𝐕𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐄𝐅𝐎.
09/04/2026
IMANOMBO 08 Aprily 2026-Diabe hoan'ny fandriampahalemana Androy Anosy
08/04/2026
Soanala 07 Aprily 2026-Diabe hoan'ny fandriampahalemana Androy Anosy
07/04/2026
𝐈𝐙𝐀𝐇𝐎 𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 -Fanombohan’ny fisoratana anarana biômetrika amin'ny fomba ofisialy Distrika Ambovombe ny 03 APRILY 2026.
07/04/2026
15 Mars 2026- MISSION SUPERVISION TETIK’ASA MIONJO TAO SIHANAMARO
01/04/2026
27 martsa 2026-IZAY MAMBOLY HAZO MANOME AINA
01/04/2026
10 Mars 2026-ISAN-KERITAONA FAHA 32 NY TOBY MAHAVELO miray amin’ny Toby Lehibe Ankaramalaza
01/04/2026
15 Mars 2026-MISSION SUPERVISION TETIK’ASA MIONJO vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola ato ANDROY
01/04/2026
26 Marsa 2026-FAMPIOFANANA IREO TANORA MOMBA NY FISORATANA ANARANA BIOMETRIKA (ENROULEMENT BIOMETRIQUE) ATO ANDROY
01/04/2026
PACT VERTE-ATRIK’ASA MOMBA NY PROGRAMME RESILENCE ATY ATSIMO IARAHAN’NY FARITRA ANDROY SY ANOSY
01/04/2026
29 Martsa 1947 - 29 Martsa 2026-AKON'NY FANKALAZANA NY FAHATSIAROVANA IREO MAHERY FO NY TANINDRAZANA 1947 TETO FARITRA ANDROY
01/04/2026
TETIKASA MIANATRA ANDROY-FIZARANA IREO ZAVA-BITA SY FANOKAFANA TAMIN'NY FOMBA OFISIALY NY FERME SCOLAIRE SIHANAMARO
17/03/2026
TETIK’ASA MIONJO-MISSION SUPERVISION TAO SIHANAMARO
15/03/2026
TETIK’ASA MIONJO-MISSION SUPERVISION VATSIAN’NY BANKY IRAISAM-PIRENENA VOLA ATO ANDROY
15/03/2026
ISAN-KERITAONA FAHA 32 NY TOBY MAHAVELO MIRAY AMIN’NYTOBY LEHIBE ANKARAMALAZA
10/03/2026
08 MARTSA - 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐄𝐇𝐈𝐕𝐀𝐕𝐘
09/03/2026
03 Martsa 2026-HETSIKA FIRAISAN-KINA NY MPIASAM-PANJAKANA SY FANANGANAN-TSAINA MIARAKA eto amin'ny Faritra Androy
08/03/2026Fitokanana chambre froide tao Maroalomainty niarahana amin'ny TETIK'ASA MIONJO.
06/03/2026
05 Martsa 2026-FANADIOVANA NY ARABE AMBOVOMBE NIARAHA-MIENTAN'NY VEHIVAVY SY NY LEHILAHY
05/03/2026
03 Martsa 2026-FANOHANANA ARA-TSAKAFO IREO MPIANATRA IZAY FIARAHA-MIASA @ PAM sy Koreana.
03/03/2026
26 Febroary 2026 ATRIK'ASAMPARITRA HANDINIHANA NY ADY AMIN'NY FANONDRANANA SY FIHINANANA SOKATRA 25/02/2026 - COC ALAMAHAVELO
03/03/2026
01 Martsa 2026-NY VEHIVAVY MALAGASY, HERY IRAY HO AN'NY FANAVAOZANA NY FIRENENA
01/03/2026
24 febroary 2026 - FIVORIANA STD ETO @ Faritra Androy
25/02/2026
20 febroary 2026 - FIANTRAIKAN'NY EZAKA ATAON'NY FITONDRANA
24/02/2026
17 febroary 2026 - DISTRIKA BEKILY Fanamafisana fahaiza-manaon'ny KOMITY MPANATANTERAKA NY DINA (KMD) sy fampahafantarana ny mahakasika ny DINAN'I ANDROY sy ireo fanatsarana ao anatiny
24/02/2026
24 Febroary 2026 - Manana zo ny hianatra toa ny zaza Malagasy rehetra sy tsy ho ahilikilika eo anivon'ny fiarahamonina ny Zaza varira.
24/02/2026
14 FEBROARY 2026 - FAMETRAHANA VATO FOTOTRA HANAMBOARANA 𝐓𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐅𝐈𝐓𝐄𝐇𝐈𝐑𝐈𝐙𝐀𝐌-𝐁𝐎𝐊𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐎 𝐁𝐄𝐊𝐈𝐋𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐘
15/02/2026
13 FEBROARY 2026 - FAMETRAHANA FARITRA AROVANA ANDRANOMASINA ANDROY
14/02/2026
𝟏𝟏 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 - 𝐍𝐲 𝗟𝗲𝗵𝗶𝗯𝗲𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗬 𝖣𝗋 𝗥𝗔𝗛𝗔𝗥𝗜𝗝𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗗𝗷𝗶𝗯𝘆 𝗝𝗲𝗮𝗻 𝗕𝗲𝗿𝘁𝗵𝗶𝗻𝗼𝘁, 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐨𝐫𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐯𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐦𝐨𝐲 𝐡𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐡𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐥𝐨𝐯𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐫𝐢𝐯𝐨𝐝𝐨𝐳𝐚 𝐆𝐄𝐙𝐀𝐍𝐈 . M𝐚𝐧𝐤𝐚𝐡𝐞𝐫𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚, simba na 𝐫𝐚𝐯𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚.
12/02/2026
07 FEBROARY 2026 - Fanamafisana fahaiza-manaon'ny KOMITY MPANATANTERAKA NY DINA (KMD) sy fampahafantarana ny mahakasika ny DINAN'I ANDROY sy ireo fanatsarana teto Antanimora
08/02/2026
27 Janoary 2026 - ASAM-PITA ARA-PANAVAOZANA ETO AMBOVOMBE TARIHIN’NY LEHIBEN’NY FARITRA ANDROY
06/02/2026
30 janoary 2026 - ATRIKASA FANKATOAVANA NY TATITRA NY ZAVA-BITA NY TETIK'ASA MIONJO NY TAONA 2025 SY FANKATOAVANA NY ASA HATAO 2026 Antananarivo 29 sy 30 JANOARY 2026
06/02/2026
25 Janoary 2026- DINIDINIKA IARAHAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA AMIN'NY TANORA BELOHA
04/02/2026
25 janoary 2026 - FITSIDIHAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA ANDROY ny DISTRIKA TSIHOMBE SY FANOLORANA VARY AVY AMIN'NY FILOHA FANAVAOZANA NY REPOBLIKA
04/02/2026
24 janoary 2026-FITSIDIHAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA ANDROY ny DISTRIKA BELOHA SY FANOLORANA VARY AVY AMIN'NY FILOHA FANAVAOZANA HO AN'NY MAREFO SY BEANTITRA.
03/02/2026
21 janoary 2026 - Fitsidihan'i Andriamatoa Laurentiu HRISTEA Représentant pour l'océan Indien de l'OIF , sy Yohann GUERIN Attaché de programme de l'OIF
03/02/2026
20 Janoary 2026 - FAMETRAHANA VATO FOTOTRA hanaovana-Fambolen-kazo maharitra
21/01/2026
16 Janoary 2026 - FAMIINDRAM-PITANTANANA TEO AMIN'NY TALE KABINETRAN' NY FARITRA ANDROY
18/01/2026
09 Janoary 2026 - FANOLORANA VARY AVY AMIN'I FILOHA NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKAN'NY MADAGASIKARA HO AN'NY MAREFO SY BEANTITRA an'ny Distrika ANTANIMORA
10/01/2026
08 Janoary 2025 - FANOLORANA VARY AVY AMIN'I FILOHA NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKA NY MADAGASIKARA HO AN'NY MAREFO SY MANANKILEMA ho an'ny Distrika Bekily Bekily Alakamisy
09/01/2026
07 Janoary 2025 - FAMAHANA NY OLAN'NY TSY FANDRIAM-PAHALEMANA MIARAKA AMIN'NY LEHIBEN'NY FARITRA ANDROY TAO BERAKETA
08/01/2026
06 Janoary 2025 - FIVORIANA SY FIFANAKALOZAN-KEVITRA VOALOHANY NIARAHAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA AMIN'NY TALEMPARITRA SY MPIARA MIOMBONANTOKA
07/01/2026
05 Janoary 2025 - TAFATAFA NIARAHAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA ANDROY SY IREO TANORA HIFANOME TANANA ARA-PANDROSOANA
06/01/2026
05 Janoary 2025 - FIDINANA IFOTONY HO FANARAHAMASO NY FIB NATAON'NY OMC ANDROY
06/01/2026
05 Janoary 2025 - FIHAONAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA ANDROY AMIN'IREO SEFO FOKONTANY SY NY LEFINY ATO KAOMININA AMBONIVOHITRA AMBOVOMBE
05/01/2026
FAMETRAHANA SAKANA ARA-PAHASALAMANA ETO ANDROY HISOROHANA NY NENDRAN-DRAJAKO
01/01/2026
Fidiran'ny soritr'aretina VARIOLE DE SINGE ( NENDRAN-DRAJAKO) eto Madagasikara
31/12/2025
Lanonana famoahana mpampianatra teo anivon'ny CRFRP (Centre Régional de Formation et de Recherche Pédagogique)
30/12/2025
27 Desambra 2025-FAMETRAHANA AMIN'NY FOMBA OFISIALY NY BEN'NY TANANA MAROALOPOTY
30/12/2025
29 Desambra 2025 -Fananganan-tsaina voalohany notarihin'Atoa Lehiben'ny faritra ANDROY Dr RAHARIJAONA Djiby Jean Berthinot
30/12/2025
26 DESAMBRA 2025-FAMINDRAM-PITANTANANA TEO AMIN’NY LEHIBEN’NY FARITRA MPISOLO TOERANA TEO ALOHA SY NY LEHIBEN’NY FARITRA ANDROY VAOVAO
26/12/2025
𝟏8 𝐝𝐞𝐬𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓-𝐅amangian'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repobilikan'i Madagasikara eto Androy sy fanamarihana ny 50 taona niasan'ny Delegasiona Sinoa teto Androy
20/12/2025
Fanomanana ny fitsenana an’i Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagascar ny Alakamisy 18 Desambra 2025
17/12/2025
15 desambra 2025-Fitsidihan'ny Minisitry ny mponina sy ny firaisankina
16/12/2025
12 Desambra 2025-Atrikasa fankatoavana ny PTBA sy ny drafitrasa fanaraha-maso ny tetikasa MIONJO
14/12/2025
08 Desambra 2025- Atrik'asa Serasera ho amin'ny fiovam-pihetsika sy fiovam-piarahamonina (SBC) mahakasika ny fahasalamana ara-pananahana
09/12/2025
6 𝘥𝘦𝘴𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025-Fitsidihana 𝘁𝗮𝗻𝗶𝗻-𝗷𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝘇𝗼 napetraka ao amin’ny 𝗙𝗼𝗸𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗠𝗶𝘁𝘀𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮 𝗜𝗜 - 𝗞𝗮𝗼𝗺𝗶𝗻𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗺𝗯𝗼𝘃𝗼𝗺𝗯𝗲
08/12/2025
Fifanakalozana sy fanamafisana traikefa momba ny fitantanana sy ny fikirakirana ny "Banque alimentaire" tany Egypte
02/12/2025
25 Novembre 2025-Atrik'asam-paritra ho famolavolana drafitra ho enti-misoroka sy miatrika rivo-doza sy haintany
25/11/2025
UNFPA & ILO Madagascar : Reception provisoire d'un espace anti-cyclonique
24/11/2025
14 novembre 2025- Lancement officiel DINAN'I ANDROY
17/11/202531 octobre 2025 : Celebration de la Journee Mondiale de l'Epargne a Ambovombe
14/11/2025
Tetik'asa LANDJA iarahana amin'ny PNUD MADAGASIKARA
13/11/2025
Famindram-pitantanan-daharaha teo amin'ny Governora pisolotoerana sy DAGR
10/11/2025
Fanamafisana ny fahaizamanao ny Comite de Suivi Environnemental Regional( CSER) ny Tetik'asa PICAS - 1
10/11/2025
Fanamafisana ny fahaizamanao ny Comite de suivi Environnemental Regional ( CSER) ny Tetik'asa PICAS - 1
10/11/2025
ONG BANQUE ALIMENTAIRE DE MADAGASCAR
03/10/2025JIRAMA AMBOVOMBE !
30/09/2025
Fivoriamben'ireo Governoram-paritra, MAHAJANGA, 26-27-28 Aogositra 2025
20/09/2025
Fandaminana ny disadisam-piaraha-monina ao amin'ny Kaominina Tanambao Tsirandrany, District Bekily
04/09/2025
Fandaminana ny disadisam-piaraha-monina ao amin'ny Kaominina Tanambao Tsirandrany, District Bekily
03/09/2025
Capitalisation de la premiere phase du Projet MIONJO
06/08/2025
Lanonana famoahana ireo APPSA 60 ato amin’ny Distrikan’i Ambovombe sy Amboasary Atsimo Ambovombe 01 Aogositra 2025
01/08/2025
Fitsidihana ara-pomba fanajana ny Goverinora ny Faritra ny "fondation TANY MEVA "
29/07/2025
Clap de fin pour le projet SAP AA ECHO
29/07/2025
MDAT, Faritra Androy, Tetik'asa MIONJO : Fanolorana fiara tsy mataho-dalana vaovao 01 sy moto miisa 02 avy amin'ny Tetikasa MIONJO
25/07/2025
Fanadinana Baccalauréat 2024-2025
25/07/2025
Tetik'asa hiatrehana ny fiovan'ny toetrandro
17/07/2025
Hetsika fampiratiana sary "HUMAINEMENT POSSIBLE"
15/07/2025