đđđđđ đđđđđđ -âFanombohanâny fisoratana anarana biĂŽmetrika amin'ny fomba ofisialy Distrika Ambovombe ny 03 APRILY 2026.
Ankehitriny dia miroso amin'ny fanavaozana ny fiankohonana sy ny fahiziana isika. Tanjona iray ao anatin'izany ny fiantohana ny zon'ny Malagasy tsirairay hanana fahiziana ara-dalĂ na amin'ny alalan'ny fisoratana anarana biĂŽmetrika.
-âNy zoma 03 aprily 2026 no lancement officiel eto Androy ny hetsika fisoratana anarana biĂŽmetrika, ary hahenika ny Distrika sy Kaominina ary Fokontany rehetra ato anatin'ny Faritra Androy.
Nanomboka azy amin'ny fomba ofisialy ny Lehiben'ny Faritra Androy Dr RAHARIJAONA Djiby Jean Berthinot notronin'ny Lehiben'ny Fileovana Ambovombe sy ny Talem-paritra , ireo lehiben'ny sampandraharaha sivily sy miaramila. Ary ireo ampahany olona feno 18 taona.
â
#Izaho_tokana
Galerie d'images
Cliquez sur une image pour l'agrandir.
Aucun commentaire publié pour le moment. Soyez le premier !