Logo Région Androy
MINISTERE DE L'INTERIEUR ET DE LA DECENTRALISATION

REGION ANDROY
Menu Principal

14 novembre 2025- Lancement officiel DINAN'I ANDROY

29 vues
17/11/2025

Taoriana'ny fankan-kevitra natao nitety Distrika ary nandalo fankatoavan'ny Tribonaly ambaratonga voalohany Ambovombe dia navoaka amin'ny fomba ofisialy ny DINAN'I ANDROY handaminana ireo karazana disadisam-piarahamonina.

-Nanotrona izany ireo solotena arampanjakana notarihin'ny
- Goverinora mpisolotoerana, ny Lehiben'ny Fileovana Ambovombe,, ny eo anivon'ny OMC, ireo solotenan'ny Solombavambahoaka, ireo Distrika ato anatin'ny Faritra ary ireo Ben'ny Tanana 58.

Isaorana ireo mpiara miombonantoka : Tetik'asa LANJA iarahana amin'ny PNUD, ny DBF Consolidation de la Paix ary ny Association MAGNASOA niaramisahy amin'ny Faritra nahantontosana izao .
Notolorana Faritra Certificat izireo ho fankasitrahana sy ho marim-pahatsiarovana ny fiarahamiasa roa tonta.

Mbola hisy ny fidinana ifotony eny amin'ny Kaominina ho fampahafantarana sy fampiofanana ny komitin'ny Dina.

Galerie d'images

Cliquez sur une image pour l'agrandir.

Commentaires

Aucun commentaire publié pour le moment. Soyez le premier !

Laissez un commentaire