Logo Rรฉgion Androy
MINISTRY OF THE INTERIOR AND DECENTRALIZATION

ANDROY REGION
Main Menu

AMBOVOMBE ANDROY 26 Jiona 2026 -๐…๐š๐ง๐ค๐š๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ”๐Ÿ” ๐ญ๐š๐จ๐ง๐š ๐ง๐ข๐ฏ๐ž๐ซ๐ž๐ง๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ก๐š๐ฅ๐ž๐จ๐ฏ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ง๐š๐งโ€™๐ข ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ง๐ข๐ฃ๐จ๐ซ๐จ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐จ๐ฅ๐จ๐š๐ฅ๐ข๐ง๐๐š๐ก๐ฒ ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ

95 vues
27/08/2026

Samy naneho fitafy Malagasy ny rehetra ho mariky ny fitiavan-tanindrazana.
Nitarika ny lanonana ny Lehiben'ny Fileovana Ambovombe ary nanotrona izany ny Lehiben'ny Faritra ANDROY Dr Djiby FIRAVOA sy ny Solombavam-bahoaka voafidy teto Ambovombe, ny Mpanolotsaina manokana ny Filohan'ny Fanavaozana ary ireo olomanan-kaja sisily sy miaramila.

Tonga ihiany koa ireo mpiara-miombonantoka miasa ato anatin'ny Faritra.

Nisy ny fanolorana sy fizarana vary sy menaka ary nofokena mitampihavanana ho an'ny vahoaka izay fanomezana avy amin'Andriamatoa Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika Kolonely Michaรซl RANDRIANIRINA.
Velompisaorana sy faly ny vahoaka manontolo amin'izao fetim-pirenena miavaka izao.

Galerie d'images

Cliquez sur une image pour l'agrandir.

Commentaires

Aucun commentaire publiรฉ pour le moment. Soyez le premier !

Laissez un commentaire