25 Janoary 2026- DINIDINIKA IARAHAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA AMIN'NY TANORA BELOHA
Logo Région Androy
MINISTERE DE L'INTERIEUR ET DE LA DECENTRALISATION

REGION ANDROY
Menu Principal

25 Janoary 2026- DINIDINIKA IARAHAN'NY LEHIBEN'NY FARITRA AMIN'NY TANORA BELOHA

Publié le : 04/02/2026

Nohenoin'ny Lehiben'ny Faritra Androy toy fanaony amin'ny Distrika manontolo ny tao BELOHA ANDROY.

Samy nanambara ireo olana sedrainy ireo tanora izay anatin'ny fikambanana.

Ny ankamaroany dia eo amin'ny tsy fananan'asa sy ny tsy Fanomezana sehatra ny zanaky ny Faritra.

Nanolotra vahaolana mifototra amin'ny fampiofanana sy ho fanomezana sehatra ny tanora ny Lehiben'ny Faritra.

Ny tanora no fanoitra ho an'ny fampandrosoana ary ny Fanavaozana Repoblikan'ny Madagasikara dia mametraka ny politika tena izy iaraha-manao.

Galerie d'images

Cliquez sur une image pour l'agrandir.