Logo Région Androy
MINISTRY OF THE INTERIOR AND DECENTRALIZATION

ANDROY REGION
Main Menu

AKON'NY 25 JIONA 2026 TETO AMBOVOMBE RENIVOHIPARITRA ANDROY

66 vues
27/08/2026

-Nizara harenjina hoan'ny ankizy rehetra teto Ambovombe ny Fiadidian'ny Faritra ANDROY.
- Tao amin'ny KIANJA GONZALO no niaramifaly ny vahoaka izay nofanain'ny aritista ary nijery ny Balafomanga avy amin'ny Fitondram-jakana .
Misaotra ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblika ny Madagasikara Kolonely Michaël RANDRIANIRINA fa niavaka ny fety Asaramanitra teto Ambovombe.
Isaorana koa ny Fiadidian'ny Faritra tarihin'i Dr Djiby FIRAVOA tamin'ny fikarakarana rehetra.

Galerie d'images

Cliquez sur une image pour l'agrandir.

Commentaires

Aucun commentaire publié pour le moment. Soyez le premier !

Laissez un commentaire