Logo Région Androy
MINISTRY OF THE INTERIOR AND DECENTRALIZATION

ANDROY REGION
Main Menu

25 Novembre 2025-Atrik'asam-paritra ho famolavolana drafitra ho enti-misoroka sy miatrika rivo-doza sy haintany

110 vues
25/11/2025

Natomboka androany ny atrik'asam-paritra haharitra telo Andro ho ho famolavolana drafitra ho enti-misoroka sy miatrika rivo-doza sy haintany.

Tonga nanotrona izany ny teo anivon'ny Fileovana Ambovombe, ny eo anivon'ny Faritra Androy ary ireo avy amin'ny Distrika mandrafitra ny Faritra , ireo mpiara miombonantoka ary indrindra ny ekipa avy amin'ny BNGRC Anosy , Androy Ampanihy izay tarihin'ny Chef d'antenne .

Ny DAGR ny Faritra Androy, RASOLONDRAIBE Germain Goverinora mpisolo toerana no nanokatra izany amin'ny fomba ofisialy.

Galerie d'images

Cliquez sur une image pour l'agrandir.

Commentaires

Aucun commentaire publié pour le moment. Soyez le premier !

Laissez un commentaire