24 febroary 2026 - FIVORIANA STD ETO @ Faritra Androy
Logo Région Androy
MINISTERE DE L'INTERIEUR ET DE LA DECENTRALISATION

REGION ANDROY
Menu Principal

24 febroary 2026 - FIVORIANA STD ETO @ Faritra Androy

Publié le : 25/02/2026

Natao teto amin'ny Birao Faritra Androy ny fivoriana notarihin'ny Lehiben'ny Faritra Dr RAHARIJAONA Djiby Jean Berthinot sy ireo Talem-paritra sy tompon'andraikitra isanjokajina arak'asa sivily sy miaramila.
Teboka telo no nivoitra nandritra ny lahadinika :
-Fandrindrana ny fifanomezan-tanana amin'ireo mpiara-belona niharam-boina sy tradoza noho ny rivodoza tany Toamasina ;
-Fiomanana amin'ny hetsika firaisan-kina hiarahan''ny mpiasa isaky ny Alatsinainy voalohan'ny volana (lever des couleurs suivi de sport d'amitié) ;
-Fifanakalozan-kevitra hanomanana ny fankalazana ny 08 Marsa eto anivon'ny Faritra sy ny Nasionaly.
Tamin-kalalahana tanteraka ny dinika sy ny fandraisam-pitenenana mba ho fampandrosoana iaraha-manao.

Galerie d'images

Cliquez sur une image pour l'agrandir.