Logo Région Androy
MINISTRY OF THE INTERIOR AND DECENTRALIZATION

ANDROY REGION
Main Menu

Fanomanana ny fitsenana an’i Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagascar ny Alakamisy 18 Desambra 2025

98 vues
17/12/2025

Ho tonga eto amintsika Ambovombe Androy, renivohitry ny faritra ANDROY ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagascar Kolonely RANDRIANIRINA Michael, rahampitso ALAKAMISY 18 DESAMBRA 2025

Asaina isika vahoaka tsy ankanavaka ho tonga maro eny amin'ny Kianjan'ny Mompera GONZALO akaiky Sekoly Sacré cœur amin'ny 9ora tsy diso hanome voninahitra sy hitsena ny Raiamandreny voalohany eto amin'ny firenena.

Ao anatin'ny fanomanana ny tanteraka ny tompon'andraikim-panjakana eto anivon'ny faritra, ny prefektioran'Ambovombe, ireo sampandraharaham-panjakana, ny fiadidian'ny Tanan'Ambovombe ary noraisin'ny lehiben'ny faritra manokana ireo mpialoha lalana ny masoivoho ny firenena entim-bahoaka ny Sina. Ao anaty fanomanana izany rehetra izany.

Galerie d'images

Cliquez sur une image pour l'agrandir.

Commentaires

Aucun commentaire publié pour le moment. Soyez le premier !

Laissez un commentaire