24 Febroary 2026 - Manana zo ny hianatra toa ny zaza Malagasy rehetra sy tsy ho ahilikilika eo anivon'ny fiarahamonina ny Zaza varira.
Nijery sy nankahery manokana azy ny Lehiben'ny Faritra Androy Dr RAHARIJAONA Djiby Jean Berthinot dit Djiby FIRAVOA, ka nanolotra azy kahie sy ankanjo hoentina mianatra.
Mianara tsara razanaka.
Aucun commentaire publié pour le moment. Soyez le premier !