Logo Région Androy
MINISTERE DE L'INTERIEUR ET DE LA DECENTRALISATION

REGION ANDROY
Menu Principal

21 janoary 2026 - Fitsidihan'i Andriamatoa Laurentiu HRISTEA Représentant pour l'océan Indien de l'OIF , sy Yohann GUERIN Attaché de programme de l'OIF

17 vues
03/02/2026

Nitsidika ara-panajana ny Lehiben'ny Faritra Androy Dr RAHARIJAONA Djiby Jean Berthinot Andriamatoa Laurentiu HRISTEA Représentant pour l'océan Indien de l'OIF , sy Yohann GUERIN Attaché de programme de l'OIF.

Niompana amin'ny tetik'Asa fampandrosoana ny resaka, ka nanazava izy ireo fa efa misy tetik'Asa tanterahin'i OIF aty ANDROY, ary mbola misy tetik'Asa roa hafa koa mbola hotanterahina.

Nanamafy ihany koa ny Lehiben'ny Faritra Androy fa tena ilaina izany ary ny Faritra Androy dia manana tetik'Asa tena lahara-pahamehana izay itadiavana mpiara-miombon'antoka, anisan'izany ny resaka rano izay sady hosotroina no ahafahana mamboly sy miompy.

Naneho fahavononana izy ireo fa hanao izay tandrify azy hampandrosoana an'ny Androy.

Galerie d'images

Cliquez sur une image pour l'agrandir.

Commentaires

Aucun commentaire publié pour le moment. Soyez le premier !

Laissez un commentaire