Logo Région Androy
MINISTERE DE L'INTERIEUR ET DE LA DECENTRALISATION

REGION ANDROY
Menu Principal

16 Janoary 2026 - FAMIINDRAM-PITANTANANA TEO AMIN'NY TALE KABINETRAN' NY FARITRA ANDROY

20 vues
18/01/2026

Notanterahina anio ZOMA 16 Janoary 2026 teto amin'ny birao Faritra Androy ny famindram-pitantanana teo amin'ny Tale KABINETRA teo aloha IMBOLA Maurice RAHOLSON,
sy ny TALE KABINETRAN'NY FARITRA VAOVAO: RAMANATOMBOTSOA Soja Lys.

Tamim-pirahalahina tanteraka no nanatanterahana izany.

Misaotra ny Tale teo aloha tamin'ny fiaraha-miasa hatramin'izay ary mirary soa ho an'ny Tale Vaovao amin'ny adidy sy andraikitra ankinina aminy ho fampandrosoana an'ny Androy.

Galerie d'images

Cliquez sur une image pour l'agrandir.

Commentaires

Aucun commentaire publié pour le moment. Soyez le premier !

Laissez un commentaire