ππ ππ©π«π’π₯π² ππππ | π ππ«π’ππ«π ππ§ππ«π¨π² - ππ’π¬ππ«π’π€ππ§βππ¦ππ¨π―π¨π¦ππ ππππππ ππ ππππ-ππππππ ππ π πππππππππ ππππ π πππππππππππ πππππ π.
Tsy ireo renivohitry ny Distrika ihany no omena tohana ahafahana miatrika ny haintany any amin'ny Faritra Androy. Nitohy tao amin'ny Fokontany Sevohipoty Kaominina Ambovombe ny dian'ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisankina RAKOTONIAINA Voahanginirina Cathia izay nisolotena ny Filohanβny Fanavaozana ny Repoblikanβi Madagasikara Kolonely RANDRIANIRINA MichaΓ«l mivady.
Nanotrona azy ny Lehiben'ny Faritra Androy Dr RAHARIJAONA Djiby Jean Berthinot sy ireo mpiasam-panjakana sivily sy miaramila ao antoerana.
π¨ππππππ πππππππ-ππππππππππ ππππ
πππππ ππππ πππ
πππππ πππππππ ππππ ππ ππππππ
ππ ππ πππππππ πππ ππππβππ πππππππβπππππππππππ ππ ππ π·ππππππππππππ ππππππππππ ππ πππππππππ-π
ππππ ππππ πππππ πππππππ πππ
ππππβππππ πππππππ πππ ππ-πππππππ.
Ao anatin'ny tolo-tanana vonjimaika noho ny zava-misy aty an-toerana dia nanolotra tohana ara-tsakafo hoan'ireo fianakaviana marefo miisa 1.500 sy fampitaovana ho anβireo fikambanam-behivavy hahafahany mihary sy mizaka tena ho any aminβny fampandrosoana maharitra Ramatoa Minisitra. Teo ihany koa ny fanomezana fitaovana hanamboarana ny fiangonana ao an-toerana.
Ny Faritra Androy manontolo dia mankasitraka amin'izao fihetsika maneho fitiavana mampihetsipo nasehon-dRamatoa Minisitra izao, izay nandeha fiarakodia nitety lalΓ na RN13.
Galerie d'images
Cliquez sur une image pour l'agrandir.
Aucun commentaire publiΓ© pour le moment. Soyez le premier !