Logo Région Androy
MINISTERE DE L'INTERIEUR ET DE LA DECENTRALISATION

REGION ANDROY
Menu Principal

20 febroary 2026 - FIANTRAIKAN'NY EZAKA ATAON'NY FITONDRANA

31 vues
24/02/2026

Mr DERASON Benoît Joseph, 90 ans, Adjoint technique des Eaux et Forêt retraité. Gaga sy talanjona ity Rangahibe ity rehefa naka ny pension fa nitombo ny volany.
Voatery ny zanany nanazava fa niakatra 14% ny karama, na amperinasa, na ny efa misotro ronono.
Haa hoy ilay Rangahy ! Hafaliana tsiomby tratra ny azy ka nisaotra ny fitondrana misy ankehitriny fa indrindra ny filohan'ny fanavaozana.
Hay tena mikarakara sy mampiakatra ny fianan'ny vahoaka Malagasy i Andriamatoa Filohan'ny Fanavaozana Kolonely RANDRIANIRINA Mickaël.
Ho lava fitondrà ianao Atoa Filohan'ny Fanavaozana.
Antenaina fa mitovy Hafaliana amin'ity Rangahibe ity daholo ireo mpiasam-panjakana sy misotro ronono nisitraka fisondrotan-karama 14%.

Commentaires

Aucun commentaire publié pour le moment. Soyez le premier !

Laissez un commentaire