05 Martsa 2026-FANADIOVANA NY ARABE AMBOVOMBE NIARAHA-MIENTAN'NY VEHIVAVY SY NY LEHILAHY
Logo Région Androy
MINISTERE DE L'INTERIEUR ET DE LA DECENTRALISATION

REGION ANDROY
Menu Principal

05 Martsa 2026-FANADIOVANA NY ARABE AMBOVOMBE NIARAHA-MIENTAN'NY VEHIVAVY SY NY LEHILAHY

Publié le : 05/03/2026

Ho fanohizana ny herin'andron'ny fankalazana Andro Vehivavy dia niara-nanadio ny arabe Kaominina Ambovombe ny fikambanam-behivavy teto Androy sy ny mpiasam-panjakana na ny vadiny ary notronin'ny Lehiben'ny Faritra mivady sy ireo tompon'andraikitra arampanjakana lahy isan-tsokajiny miaraka amin'ny Filohan'ny Vehivavy 08 marsa
Anisan'ny nampiavaka ity ny fiaraha-mientan'ny rehetra ,ary tsy ny vehivavy na renim-pianakaviana fotsiny fa nanome tanana ny olom-panjakana Lahy sy ny tanora lahy.
Mifameno toy ny rano sy vary ny lahy sy vavy ary mandray anjara feno amin'ny asam-pampandrosona.

Galerie d'images

Cliquez sur une image pour l'agrandir.