Logo Région Androy
MINISTRY OF THE INTERIOR AND DECENTRALIZATION

ANDROY REGION
Main Menu

Tetik'asa LANDJA iarahana amin'ny PNUD MADAGASIKARA

116 vues
13/11/2025

Noraisin'ny solotenan'ny Faritra Androy , ny CER par Intérim RASOLONDRAIBE Germain ny avy amin'ny TETIK'ASA LANDJA iarahana amin'ny PNUD Madagasikara.

Nivoitra amin'ny lahadinika ny famoahana amin'ny fomba ofisialy ny DINAN'NY ANDROY nahazo fankatoavana avy amin'ny TRIBONALY ambaratonga 1 Ambovombe ary ny ho fampahafantarana izany eran'ny Kaominina 58 manerana ny Faritra.

Antenaina arak'izany fa hitondra ainga vao hiatrehana ny tsifandriam-pahalemana izao zavabita izao.

Galerie d'images

Cliquez sur une image pour l'agrandir.

Commentaires

Aucun commentaire publié pour le moment. Soyez le premier !

Laissez un commentaire