Logo Région Androy
MINISTRY OF THE INTERIOR AND DECENTRALIZATION

ANDROY REGION
Main Menu

Ambovombe 01 Jolay 2026-FIVOARAN'NY FANAMBOARAN-DALANA RARIVATO MANKANY PLAGE TSIRANGOTY

78 vues
27/08/2026

Mitohy hatrany ny asa fanamboaran-dalana RARIVATO ( pavé) avy eo amin'ny CSB Ambovombe mankany amin'ny Plage Tsirangoky.

Vinavinaina ho 12 volana ny fanamboarana.
Efa ahitana endrika hatsarana , malalaka sy mikodana ny lalana hatreto na vao manomboka aza.

Isaorana ny Fitondram-panjakana tarihin'i Kolonely Michaël RANDRIANIRINA Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'ny Madagasikara amin'izao asa fanamboaran-dalana izao.

Misaotra koa ny Lehiben'ny Faritra Androy, ny Dr. Djiby FIRAVOA amin'ny fanamorana rehetra izay nataony.
Isaorana ihany koa ireo vahoaka nanaika ny fandaminana nataon'ny Lehiben'ny Faritra amin'ny fandalahana ny lalana izay tadrify azy ireo tsirairay.

Galerie d'images

Cliquez sur une image pour l'agrandir.

Commentaires

Aucun commentaire publié pour le moment. Soyez le premier !

Laissez un commentaire