6 ๐ฅ๐ฆ๐ด๐ข๐ฎ๐ฃ๐ณ๐ข 2025-Fitsidihana ๐๐ฎ๐ป๐ถ๐ป-๐ท๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ผ napetraka ao aminโny ๐๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐๐๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ - ๐๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ฒ
Nitsidika ny ๐๐ฎ๐ป๐ถ๐ป-๐ท๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ผ napetraka ao aminโny ๐๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ ๐ ๐ถ๐๐๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ - ๐๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ฒ, Andriamatoa Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy ๐ ๐ฎ๐ป๐ฒ๐๐ถ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฅ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐๐๐ผ๐ฎ ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฒฬ๐น nandritra ny fandalovany tato aminโny ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ Izay fiaraha miasa amin'ny TETIK'ASA mionjo sy ny CRS Madagascar.
Nanotrona azy tamin'izany ny Lehiben'ny Faritra Mpisolo toerana RASOLONDRAIBE Germain sy ny avy amin'ny OMC tarihin'ny Lehiben'ny Fileovana Ambovombe.
Zanakazo ๐๐ฎ๐ป๐๐๐ถ๐ผ๐น๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฌ ๐ญ๐ณ๐ต, ๐๐ฎ๐ถ๐ฒ ๐ฟ๐ผ๐๐ฒ ๐ฏ๐ต ๐ต๐ฐ๐ด, ๐๐ถ๐น๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ณ ๐ญ๐ณ๐ญ no vokarina ao ary miteraka asa 50 ho anโny mponina eo anivonโny Fokontany izany satria dia miara-miasa aminโny tetikasa izy ireo aminโny famokarana ireo zanakazo ireo.
HO MAINTSO NAHO VELONDRANO TY ANDROY NAHO MARAY..
Galerie d'images
Cliquez sur une image pour l'agrandir.
Aucun commentaire publiรฉ pour le moment. Soyez le premier !