Fanadinana Baccalauréat 2024-2025
Logo Région Androy
MINISTÈRE DE LA DÉCENTRALISATION ET DE L'AMÉNAGEMENT DU TERRITOIRE

REGION ANDROY
Menu Principal

Fanadinana Baccalauréat 2024-2025

Publié le : 25/07/2025

Dingana manandanja eo amin'ny tontolon'ny fampianarana ny fiatrehana ny fanadinam-panjakana Baccalauréat , hahafahana hiditra eny amin'ny anjery manontolo izay hotanterahina eto amin'ny tanin'ny Repoblika ny Madagasikara.

Amin'ny maha Raiamandreny miadidy ny faritra dia mitso-drano sy mankahery ny zana-bahoaka rehetra ny tenako, indrindra ianareo tanora zanaka, dimby amin'ny hoavy izay hiatrika izany fanadinana izany ato anatin'ny distrika dimy mandrafitra ny faritra ANDROY

Mitonia, mifantoha, diniho tsara ny laza adina fa mahatoky izahay raiamandreny fa hody ventiny ny rano natsakaina.

Galerie d'images

Cliquez sur une image pour l'agrandir.